1 Kings 8:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hatahorany Anao amin’izay andro rehetra iainany etỳ amin’ny tany nomenao ny razanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hatahorana Anao amin’ny andro rehetra hiainany etỳ ambonin’ny tany nomenao ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no hataonao amin’ny Israelita, dia ny mba hanajany Anao mandritra ny andro rehetra hiainany eto amin’ity tany nomenao ny razanay ity.
Malagasy Bible 1865
mba hatahorany Anao amin'Izay andro rehetra hiainany etỳ amin'ny tany nomenao ny razanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hatahorany Anao amin’izay andro rehetra iainany etỳ amin’ny tany nomenao ny razanay.
malagasy
mba hatahorany Anao amin'Izay andro rehetra hiainany etỳ amin'ny tany nomenao ny razanay.