1 Kings 8:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy koa ny vahiny izay tsy isan’ny Israely olonao, fa tonga avy any amin’ny tany lavitra noho ny amin’ny anaranao izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny vahiny, izay tsy isan’i Israely vahoakanao fa avy any an-tany lavitra, noho ny amin’ny Anaranao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hisy ny vahiny izay tsy anisan’ny Israelita vahoakanao; kanefa niainga avy any an-tany lavitra izy hankatỳ noho ny aminao,
Malagasy Bible 1865
Ary henoy koa ny vahiny izay tsy isan'ny Isiraely olonao, fa tonga avy any amin'ny tany lavitra noho ny amin'ny anaranao izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy koa ny vahiny izay tsy isan’ny Israely olonao, fa tonga avy any amin’ny tany lavitra noho ny amin’ny anaranao izy,
malagasy
Ary henoy koa ny vahiny izay tsy isan'ny Isiraely olonao, fa tonga avy any amin'ny tany lavitra noho ny amin'ny anaranao izy