1 Kings 8:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria ho reny ny anaranao lehibe sy ny tananao mahery ary ny sandrinao natsotra; koa raha avy izy ka mivavaka manatrika ity trano ity
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ho ren’ny olona ny Anaranao be voninahitra sy ny tananao mahery ary ny sandrinao mihenjana, ka ho avy hivavaka eto amin’ity trano ity izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria nandre ny lazanao lehibe sy ny fiarovanao mahery ary ny fahefana ampiharinao. Rehefa tonga hivavaka mitodika amin’ity tempoly ity izy,
Malagasy Bible 1865
(fa ho reny ny anaranao lehibe sy ny tananao mahery ary ny sandrinao ahinjitra), koa raha avy izy ka mivavaka manatrika ity trano ity,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria ho reny ny anaranao lehibe sy ny tananao mahery ary ny sandrinao natsotra; koa raha avy izy ka mivavaka manatrika ity trano ity
malagasy
(fa ho reny ny anaranao lehibe sy ny tananao mahery ary ny sandrinao ahinjitra), koa raha avy izy ka mivavaka manatrika ity trano ity,