1 Kings 8:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mihainoa any an-danitra fonenanao Ianao ka manaova araka izay rehetra iantsoan’ny vahiny Anao, mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin’ny tany ny anaranao, hatahorany Anao tahaka ny ataon’ny Israely olonao ihany, ary mba ho fantany fa ny anaranao no antsoina eto amin’ity trano naoriko ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mihainoa any an-danitra any amin’ny fitoeran’ny fonenanao, ka araka izay rehetra hangatahin’ny vahiny aminao no aoka hataonao aminy, mba ho fantatry ny olona rehetra amin’ny tany ny Anaranao, ka hatahorany Anao, tahaka an’i Israely vahoakanao, ary hahalalany fa antsoina amin’ity trano nataoko ity ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mba mihainoa avy any an-danitra toeram-ponenanao Ianao, TOMPO ô, ka manaova araka izay rehetra angatahiny. Izany no hahalalan’ny firenena rehetra ambonin’ny tany Anao sy hanajany Anao tahaka ny ataon’ny Israelita vahoakanao ary hiekeny fa ny anaranao no efa nantsoina tamin’ity trano naoriko ity.
Malagasy Bible 1865
dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao, ka manaova araka izay rehetra iantsoan'ny vahiny Anao, mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany ny anaranao hatahorany Anao tahaka ny ataon'ny Isiraely olonao ihany, ary mba ho fantany fa ny anaranao no efa nantsoina tamin'ity trano nataoko ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mihainoa any an-danitra fonenanao Ianao ka manaova araka izay rehetra iantsoan’ny vahiny Anao, mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin’ny tany ny anaranao, hatahorany Anao tahaka ny ataon’ny Israely olonao ihany, ary mba ho fantany fa ny anaranao no antsoina eto amin’ity trano naoriko ity.
malagasy