1 Kings 8:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha miainga hiady amin’ny fahavalony ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy, ka mivavaka amin’NY TOMPO manandrify ny tanàna izay nofidinao sy ny trano izay naoriko ho an’ny anaranao izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hivoaka hiady amin’ny fahavalony ny vahoakanao, manaraka ny lalana hasainao alehany, ka mivavaka amin’i Iaveh izy mitodika ny tanàna voafidinao sy ity trano nataoko ho an’ny Anaranao ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hiainga hiady amim-pahavalo ny vahoakanao, na aiza na aiza hanirahanao azy; rehefa mivavaka aminao izy, TOMPO ô, ka mitodika amin’ity tanàna voafidinao sy amin’ity tempoly naoriko ho voninahitrao ity,
Malagasy Bible 1865
Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalon'ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy, ka mivavaka amin'i Jehovah manandrify ny tanàna izay nofidinao sy ny trano izay nataoko ho an'ny anaranao izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha miainga hiady amin’ny fahavalony ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy, ka mivavaka amin’NY TOMPO manandrify ny tanàna izay nofidinao sy ny trano izay naoriko ho an’ny anaranao izy,
malagasy