1 Kings 8:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia henoy any an-danitra fonenanao ny vavaka ataony sy ny fifonany ka omeo rariny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia henoy any an-danitra, any amin’ny fitoeran’ny fonenanao ny vavaka amam-pifonany, ka omeo rariny izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mba henoy avy any an-danitra toeram-ponenanao ny vavaka amam-pifonana ataony, TOMPO ô, ka omeo rariny izy;
Malagasy Bible 1865
dia henoy any an-danitra fonenanao ny fivavany sy ny fifonany, ka omeo rariny izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia henoy any an-danitra fonenanao ny vavaka ataony sy ny fifonany ka omeo rariny izy.
malagasy
dia henoy any an-danitra fonenanao ny fivavany sy ny fifonany, ka omeo rariny izy;