1 Kings 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Solomona mpanjaka sy ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, izay nivory teo aminy teo anoloan’ny vata misy ny Fanekena, dia namono zavatra hatao fanatitra: Ondry aman’osy sy omby izay tsy tambo isaina sady tsy hita isa noho ny hamaroany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Salômôna mpanjaka sy ny fiangonan’i Israely rehetra izay nantsoiny ho eo aminy, dia niaraka taminy teo anoloan’ny Fiara. Ondry sy omby tsy hita isa sy tsy tambo isaina noho ny hamaroany no novonoiny ho sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna mpanjaka sy ireo Israelita rehetra tafangona niaraka taminy teo anoloan’ny Vatamasina kosa dia samy nanao sorona omby sy ondry aman’osy marobe tokoa hany ka tsy tambo nisaina intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona mpanjaka sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, izay nivory teo aminy teo anoloan'ny fiara, dia samy namono zavatra hatao fanatitra, dia ondry aman'osy sy omby izay tsy tambo isaina sady tsy hita isa noho ny hamaroany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Solomona mpanjaka sy ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, izay nivory teo aminy teo anoloan’ny vata misy ny Fanekena, dia namono zavatra hatao fanatitra: Ondry aman’osy sy omby izay tsy tambo isaina sady tsy hita isa noho ny hamaroany.
malagasy