1 Kings 8:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, mamelà ny heloky ny olonao izay nanota Taminao, ary mamelà ny fahadisoany rehetra izay nataony Taminao; ataovy mahazo famindrampo amin’izay mamabo azy izy ka hamindra fo aminy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avelao ny fahotan’ny vahoakanao sy ny fahadisoany rehetra izay nataony taminao, ataovy mangoraka azy, ireo namabo azy, ka hamindra fo aminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary dia avelao ny heloky ny vahoakanao izay efa nanota taminao sy ny fahadisoana rehetra izay vitany taminao. Enga anie hataonao mahazo indrafo amin’ny mpamabo azy, ka hamindrany fo tokoa.
Malagasy Bible 1865
eny, mamelà ny heloky ny olonao izay nanota taminao sy ny fahadisoany rehetra izay nataony taminao, ary ataovy mahazo famindram-po amin'izay mamabo azy izy, dia ny hamindran'ireo fo aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, mamelà ny heloky ny olonao izay nanota Taminao, ary mamelà ny fahadisoany rehetra izay nataony Taminao; ataovy mahazo famindrampo amin’izay mamabo azy izy ka hamindra fo aminy ireo.
malagasy
eny, mamelà ny heloky ny olonao izay nanota taminao sy ny fahadisoany rehetra izay nataony taminao, ary ataovy mahazo famindram-po amin'izay mamabo azy izy, dia ny hamindran'ireo fo aminy;