1 Kings 8:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa olonao sy lovanao izy ary noentinao nivoaka avy tany Ejipta, dia avy tao amin’ny memy fandrendreham-by,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa vahoakanao sy lovanao izy ireo izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tany amin’ny memy vy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahoakanao sy fanananao manko ireo hatramin’ny nitondranao azy niala tany Ejipta, dia avy tao amin’ny memy fandrendreham-by.
Malagasy Bible 1865
fa olonao sy lovanao izy, izay nentinao nivoaka avy tany Egypta, dia avy tao amin'ny memy fandrendreham-by,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa olonao sy lovanao izy ary noentinao nivoaka avy tany Ejipta, dia avy tao amin’ny memy fandrendreham-by,
malagasy
fa olonao sy lovanao izy, izay nentinao nivoaka avy tany Egypta, dia avy tao amin'ny memy fandrendreham-by,