1 Kings 8:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hihiratra ny masonao amin’ny fifonan’ny mpanomponao sy ny fifonan’ny Israely olonao ka hihainoanao azy amin’izay rehetra iantsoany Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba ahirato ny masonao amin’ny fifonan’ny mpanomponao, sy ny fifonan’i Israely vahoakanao, mba hihainoanao azy amin’izay rehetra hangatahiny aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, enga anie ny masonao hijery ary enga anie Ianao hihaino ny fifonako sy ny an’ilay Israely vahoakanao isaky ny miantso Anao izahay.
Malagasy Bible 1865
mba hihiratan'ny masonao amin'ny fifonan'ny mpanomponao sy ny fifonan'ny Isiraely olonao hihaino azy amin'izay rehetra iantsoany Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hihiratra ny masonao amin’ny fifonan’ny mpanomponao sy ny fifonan’ny Israely olonao ka hihainoanao azy amin’izay rehetra iantsoany Anao.
malagasy
mba hihiratan'ny masonao amin'ny fifonan'ny mpanomponao sy ny fifonan'ny Isiraely olonao hihaino azy amin'izay rehetra iantsoany Anao.