1 Kings 8:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita izany vavaka sy fifonana rehetra nataon’i Solomona tamin’NY TOMPO izany dia nitsangana izy ka niala teo amin’ny alitaran’NY TOMPO izay nandohalehany sy namelarany ny tanany ho amin’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tapitra nataon’i Salômôna tamin’i Iaveh izany vavaka amam-pifonana rehetra izany, dia nitsangana izy avy teo anoloan’ny ôtelin’i Iaveh izay nandohalihany sy namelarany tanana nanondro ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao vitan’i Salômôna izany vavaka sy fifonana manontolo nataony tamin’ny TOMPO izany, dia nitsangana avy teo am-pandohalehana nanoloana ny alitara n’ny TOMPO izy sady nanainga tanana nanandrify ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vita izany vavaka sy fifonana vehetra nataon'i Solomona tamin'i Jehovah: any, dia nitsangana niala teo amin'ny alitaran'i Jehovah izay efa nandohalehan'ny lohaliny sy efa namelarany ny tànany ho amin'ny lanitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita izany vavaka sy fifonana rehetra nataon’i Solomona tamin’NY TOMPO izany dia nitsangana izy ka niala teo amin’ny alitaran’NY TOMPO izay nandohalehany sy namelarany ny tanany ho amin’ny lanitra.
malagasy