1 Kings 8:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijoro nitsodrano ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, tamin’ny feo mahery izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitsangana izy dia nitso-drano ny fiangonan’i Israely rehetra nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijoro izy no nitsodrano tamin’ny feo mahery ny Israelita tafangona teo nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nitsangana izy ka nitso-drano ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, tamin'ny feo mahery hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijoro nitsodrano ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, tamin’ny feo mahery izy hoe:
malagasy
Ary nitsangana izy ka nitso-drano ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, tamin'ny feo mahery hoe: