1 Kings 8:58 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mba hampanatoniny Azy ny fontsika hahazoantsika mandeha amin’ny lalany rehetra sy hitandremantsika ny lalànany sy ny didiny ary ny fitsipiny izay nandidiany ny razantsika!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa aoka hanongilana ny fontsika ho any aminy, mba hizorantsika amin’ny lalany sy hitandremantsika ny didiny aman-dalàny, ary ny fitsipiny izay nandidiany ny razantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hampirona ny fontsika aminy mba hizorantsika araka ny sori-dalany rehetra ary hitandremantsika ny didy aman-dalàna sy ny fitsipika izay nomeny an’ireo razantsika.
Malagasy Bible 1865
mba hampanatoniny Azy ny fontsika handehanantsika amin'ny lalany rehetra sy hitandremantsika ny lalàny sy ny didiny ary ny fitsipiny izay nandidiany ny razantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mba hampanatoniny Azy ny fontsika hahazoantsika mandeha amin’ny lalany rehetra sy hitandremantsika ny lalànany sy ny didiny ary ny fitsipiny izay nandidiany ny razantsika!
malagasy
mba hampanatoniny Azy ny fontsika handehanantsika amin'ny lalany rehetra sy hitandremantsika ny lalàny sy ny didiny ary ny fitsipiny izay nandidiany ny razantsika.