1 Kings 8:60 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin’ny tany fa NY TOMPO no Andriamanitra, ary tsy misy afa-tsy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho fantatry ny firenena rehetra eto an-tany, fa Andriamanitra i Iaveh ary tsy misy afa-tsy Izy irery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho fantatry ny firenen-drehetra ambonin’ny tany fa ny TOMPO irery ihany no Andriamanitra fa tsy misy hafa;
Malagasy Bible 1865
mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa Jehovah no Andriamanitra, fa tsy misy afa-tsy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin’ny tany fa NY TOMPO no Andriamanitra, ary tsy misy afa-tsy Izy.
malagasy
mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa Jehovah no Andriamanitra, fa tsy misy afa-tsy Izy.