1 Kings 8:61 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho marina amin’NY TOMPO Andriamanitsika anie ny fonareo, mba handehananareo amin’ny didiny sy hitandremanareo ny lalànany, tahaka ny amin’izao anio izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’i Iaveh Andriamanitsika anie ny fonareo manontolo, mba hanarahanareo ny lalàny, sy hitandremanareo ny didiny, tahaka izao anio izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hiraiki-po amin’ny TOMPO Andriamanitsika ianareo mba hizoranareo araka ny lalànany sy hitandremanareo ny didiny tahaka izao ataonareo anio izao.»
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho marina amin'i Jehovah Andriamanitsika anie ny fonareo, handehananareo amin'ny didiny sy hitandremanareo ny lalàny, tahaka ny amin'izao anio izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho marina amin’NY TOMPO Andriamanitsika anie ny fonareo, mba handehananareo amin’ny didiny sy hitandremanareo ny lalànany, tahaka ny amin’izao anio izao.
malagasy
Ary aoka ho marina amin'i Jehovah Andriamanitsika anie ny fonareo, handehananareo amin'ny didiny sy hitandremanareo ny lalàny, tahaka ny amin'izao anio izao.