1 Kings 8:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka tamin’ny Israely rehetra namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatitra sorona teo anatrehan’i Iaveh ny mpanjaka sy i Israely rehetra niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna mpanjaka sy ny Israelita rehetra tafaraka taminy dia nanao sorona teo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka sy ny Isiraely rehetra teo aminy dia namono zavatra hatao fanatitra eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaraka tamin’ny Israely rehetra namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO ny mpanjaka.
malagasy
Ary ny mpanjaka sy ny Isiraely rehetra teo aminy dia namono zavatra hatao fanatitra eo anatrehan'i Jehovah.