1 Kings 8:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nivelatra teo ambonin’ny toeran’ny vata misy ny Fanekena ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny vata misy ny Fanekena sy ny baony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namelatra ny elany tambonin’ny fitoeran’ny Fiara ny kerobima ka nanaloka ny Fiara sy ny baony teo amboniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nivelatra tambonin’ny toeran’ny Vatamasina ny elatr’ireo kerobima ka nanarona ny Vatamasina sy ny bao filanjana azy.
Malagasy Bible 1865
fa nivelatra teo ambonin'ny fitoeran'ny fiara ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny fiara sy ny baony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nivelatra teo ambonin’ny toeran’ny vata misy ny Fanekena ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny vata misy ny Fanekena sy ny baony.
malagasy
fa nivelatra teo ambonin'ny fitoeran'ny fiara ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny fiara sy ny baony.