1 Kings 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vitan’i Solomona araka izay rehetra niriny hotanterahina ny fananganana ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’ny mpanjaka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vitan’i Salômôna ny fanaovana ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka mbamin’izay rehetra sitrak’i Salômôna sy izay niriny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitan’i Salômôna ny fanaovana ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka ary izay rehetra niriny hatao,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitan'i Solomona ny nanaovany ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'ny mpanjaka araka izay rehetra efa niriny hatao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vitan’i Solomona araka izay rehetra niriny hotanterahina ny fananganana ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’ny mpanjaka
malagasy
[Ny valin'ny vavaka nataon'i Solomona] Ary rehefa vitan'i Solomona ny nanaovany ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'ny mpanjaka araka izay rehetra efa niriny hatao,