1 Kings 9:11 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria i Hirama, mpanjakan’i Tiro, nanome an’i Solomona hazo sedera sy hazo kipreso ary volamena, araka izay rehetra niriny, dia nomen’i Solomona tanàna roapolo tany amin’ny tany Galilia izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia nomen’ny mpanjaka Salômôna tanàna roapolo teo amin’ny tany Galilea i Hirama.
Malagasy Bible 1865
(Hirama, mpanjakan'i Tyro, nanome an'i Solomona hazo sedera sy hazo kypreso ary volamena, araka izay rehetra niriny), dia nomen'i Solomona tanàna roa-polo tany amin'ny tany Galilia kosa Hirama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria i Hirama, mpanjakan’i Tiro, nanome an’i Solomona hazo sedera sy hazo kipreso ary volamena, araka izay rehetra niriny, dia nomen’i Solomona tanàna roapolo tany amin’ny tany Galilia izy.
malagasy