1 Kings 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tany Tiro hizaha ny tanàna izay nomen’i Solomona azy i Hirama, nefa tsy tiany ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala tany Tira i Hirama hizaha ny tanàna nomen’i Salômôna azy, ary tsy tiany ireny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niala tany Tiro i Hirama mba hijery ireo tanàna ireo, nefa tsy nisy tiany.
Malagasy Bible 1865
Ary Hirama niala tany Tyro hizaha ny tanàna izay nomen'i Solomona azy, ka tsy tiany ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tany Tiro hizaha ny tanàna izay nomen’i Solomona azy i Hirama, nefa tsy tiany ireny.
malagasy
Ary Hirama niala tany Tyro hizaha ny tanàna izay nomen'i Solomona azy, ka tsy tiany ireny.