1 Kings 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampanatitra volamena roapolo amby zato talenta ho an’ny mpanjaka kosa anefa i Hirama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nampanitatra talenta volamena 120 ho an’i Salômôna i Hirama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hirama anefa nampanatitra volamena telo taonina sy sasany ihany ho an’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Hirama nampanatitra talenta volamena roa-polo amby zato ho an'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampanatitra volamena roapolo amby zato talenta* ho an’ny mpanjaka kosa anefa i Hirama.
malagasy
Ary Hirama nampanatitra talenta volamena roa-polo amby zato ho an'ny mpanjaka.