1 Kings 9:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny tanàna fitahirizana rehetra izay an’i Solomona, ny tanàna fitoeran’ny kalesy fitondra miady, ny tanàna fitoeran’ny mpitaingin-tsoavaly ary izay tian’i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin’ny tany nanjakany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tanàna rehetra natao fitahirizana, ka an’i Salômôna, ny tanàna ho an’ny kalesy, ny tanàna ho an’ny mpitaingin-tsoavaly, mbamin’izay rehetra tian’i Salômôna naorina tany Jerosalema sy i Libàna ary tany amin’ny tany rehetra nanapahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny tanàna rehetra nataony fitahirizam-bokatra na fitobian-kalesy na fitoeran-tsoavaly. Natsangany avokoa izay rehetra tiany haorina tao Jerosalema sy tany Libano ary manerana ny tany nofeheziny. Izao àry no endriky ny asa anterivozona nampanaovin’i Salômôna:
Malagasy Bible 1865
ary ny tanàna fitehirizana rehetra izay nananan'i Solomona sy ny tanàna fitoeran'ny kalesy sy ny tanàna fitoeran'ny mpitaingin-tsoavaly sy izay tian'i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin'ny tany nanjakany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny tanàna fitahirizana rehetra izay an’i Solomona, ny tanàna fitoeran’ny kalesy fitondra miady, ny tanàna fitoeran’ny mpitaingin-tsoavaly ary izay tian’i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin’ny tany nanjakany rehetra.
malagasy