1 Kings 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia niseho tamin’i Solomona indray NY TOMPO, tahaka ilay nisehoany taminy tao Gibeona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niseho fanindroany taminy indray i Iaveh, toy ny nisehoany taminy tany Gabaôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nisehoan’ny TOMPO tahaka ilay nisehoany taminy tao Gibehôna indray izy,
Malagasy Bible 1865
dia niseho tamin'i Solomona indray Jehovah tahaka ilay nisehoany taminy tao Gibeona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia niseho tamin’i Solomona indray NY TOMPO, tahaka ilay nisehoany taminy tao Gibeona.
malagasy
dia niseho tamin'i Solomona indray Jehovah tahaka ilay nisehoany taminy tao Gibeona.