1 Kings 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona sisa rehetra tamin’ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan’ny Zanak’Israely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny vahoaka sisa rehetra tamin’ny Amôreana, Heteanina, Ferzeanina, Heveanina, mbamin’ny Jeboseanina izay tsy isan’ny zanak’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nisy tavela teo amin’ny tany ireo antokon’olona isan-karazany, dia ny Amôrita sy Hetita mbamin’ny Perizita sy Hivita ary Jebosita, izay samy tsy anisan’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona sisa rehetra tamin'ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan'ny Zanak'Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona sisa rehetra tamin’ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan’ny Zanak’Israely,
malagasy
Ary ny olona sisa rehetra tamin'ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan'ny Zanak'Isiraely,