1 Kings 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no isan’ireo mpifehy voatendry izay nitandrina ny asan’i Solomona: Dimampolo sy dimanjato lahy ny mpifehy ny vahoaka manao ny asa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
550 lahy no lehiben’ny komadaoron’ny mpiasan’i Salômôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny lehiben’ireo mpanara-maso ny asa nampanaovin’i Salômôna kosa dia nisy 250 lahy izay nifehy ny olona mpanatontosa ny asa.
Malagasy Bible 1865
Izao no isan'ny mpifehy ny olona voatendry izay nitandrina ny asan'i Solomona: dimam-polo amby dimam-jato lahy no mpifehy ny mpiasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no isan’ireo mpifehy voatendry izay nitandrina ny asan’i Solomona: Dimampolo sy dimanjato lahy ny mpifehy ny vahoaka manao ny asa.
malagasy
Izao no isan'ny mpifehy ny olona voatendry izay nitandrina ny asan'i Solomona: dimam-polo amby dimam-jato lahy no mpifehy ny mpiasa.