1 Kings 9:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niakatra avy any amin’ny Tanànan’i Davida hankany amin’ny tranony izay nataon’i Solomona ho azy ny zanakavavin’i Farao, izay vao nanangana an’i Milo koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niakatra ny zanaka vavin’i Faraôna avy any an-tanànan’i Davida, ho ao amin’ny tranony, izay nataon’i Salômôna ho azy, ka tamin’izay izy no nanorina an’i Melaô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niala tao an- Tanànan’i Davida ny zanakavavin’ny Farao hankany amin’ny trano naorina ho azy, izay vao namboarin’i Salômôna ny tokotany atao hoe Milao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niakatra avy any an-Tanànan'i Davida ny zanakavavin'i Farao hankany amin'ny tranony izay nataon'i Solomona ho azy, dia nanao an'i Milo koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niakatra avy any amin’ny Tanànan’i Davida hankany amin’ny tranony izay nataon’i Solomona ho azy ny zanakavavin’i Farao, izay vao nanangana an’i Milo koa izy.
malagasy
Ary rehefa niakatra avy any an-Tanànan'i Davida ny zanakavavin'i Farao hankany amin'ny tranony izay nataon'i Solomona ho azy, dia nanao an'i Milo koa izy.[Heb. fiarovana]