1 Kings 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao sambo tao Eziona-Gebera, izay ao anilan’i Elota, ao amoron’ny Ranomasina Mena, any amin’ny tany Edoma, i Solomona mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Salômôna mpanjaka nanao sambo maro tao Asiôngabera, akaikin’ny Ailata amoron’ny Ranomasina Mena, amin’ny tany Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Salômôna mpanjaka nanao sambo tao Hetsiôny-Gebera akaikin’i Elôta eo amoron’ny Ranomasin’ny Volotara any amin’ny tany Edôma.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona mpanjaka nanao sambo tao Ezion-gebera, izay ao anilan'i Elota, ao amoron'ny Ranomasina Mena, amin'ny tany Edoma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao sambo tao Eziona-Gebera, izay ao anilan’i Elota, ao amoron’ny Ranomasina Mena, any amin’ny tany Edoma, i Solomona mpanjaka.
malagasy
Ary Solomona mpanjaka nanao sambo tao Ezion-gebera, izay ao anilan'i Elota, ao amoron'ny Ranomasina Mena, amin'ny tany Edoma.