1 Kings 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankany Ofira ireo naka volamena roapolo sy efajato talenta noentiny tany amin’i Solomona mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankany Ofira izy ireo, naka talenta volamena 420 tany, dia nentiny tamin’i Salômôna mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tonga tany Ôfira ireo ka nahazo volamena 12 taonina mahery ary nitondra izany ho an’i Salômôna mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nankany Ofira ireo, dia naka talenta volamena roa-polo amby efa-jato, ka nentiny tany amin'i Solomona mpanjaka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankany Ofira ireo naka volamena roapolo sy efajato talenta* noentiny tany amin’i Solomona mpanjaka.
malagasy
Ary nankany Ofira ireo, dia naka talenta volamena roa-polo amby efa-jato, ka nentiny tany amin'i Solomona mpanjaka izany.