1 Kings 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mandeha eo anatrehako ianao, tahaka ny nandehanan’i Davida rainao tamin’ny fahitsian’ny fo sy ny fahamarinana ka manatanteraka izay rehetra nandidiako anao sady mitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan’i Davida rainao, amin’ny fahatsoran’ny fonao sy amim-pahitsiam-po manaraka izay nandidiako anao, raha mitandrina ny didy amam-pitsipiko ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa, raha mizotra eo anatrehako tahaka ny nizoran’i Davida rainao tamin’ny fo tsotra sy mahitsy, ka manao araka izay rehetra andidiako anao sy mitandrina ny lalàna amam-pitsipiko,
Malagasy Bible 1865
Ary raha ianao handeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan'i Davida rainao tamin'ny fahitsian'ny fo sy ny fahamarinana ka hanao araka izay rehetra nandidiako anao ary hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mandeha eo anatrehako ianao, tahaka ny nandehanan’i Davida rainao tamin’ny fahitsian’ny fo sy ny fahamarinana ka manatanteraka izay rehetra nandidiako anao sady mitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
malagasy