1 Kings 9:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hampitoeriko mandrakizay amin’ny Israely ny sezafiandrianan’ny fanjakanao, araka ilay nolazaiko tamin’i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy eo amin’ny sezafiandrianan’ny Israely ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hataoko mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianan’ny fanjakanao amin’i Israely, araka ny efa nolazaiko tamin’i Davida rainao hoe: Tsy ho lany taranaka eo amin’ny seza fiandrianan’i Israely ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hampaharitra mandrakizay ny sezafiandrianam-panjakanao amin’i Israely Aho, araka ny nampanantenaiko an’i Davida rainao ka nilazako fa tsy ho diso taranaka handimby izy eo amin’ny sezafiandrianan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
dia hampitoeriko mandrakizay amin'ny Isiraely ny seza fiandrianan'ny fanjakanao, araka ilay nolazaiko tamin'i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy amin'ny seza fiandrianan'ny Isiraely ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hampitoeriko mandrakizay amin’ny Israely ny sezafiandrianan’ny fanjakanao, araka ilay nolazaiko tamin’i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy eo amin’ny sezafiandrianan’ny Israely ianao.
malagasy
dia hampitoeriko mandrakizay amin'ny Isiraely ny seza fiandrianan'ny fanjakanao, araka ilay nolazaiko tamin'i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy amin'ny seza fiandrianan'ny Isiraely ianao.