1 Kings 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha miala amin’ny fanarahana Ahy kosa ianareo na ny zanakareo ka tsy mitandrina ny lalànako sy ny didiko izay nataoko teo anoloanareo ka mandeha manompo andriamanitra hafa sy miankohoka eo anatrehany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mivily miala amiko kosa ianao na ny tenanareo na ny zanakareo, ka tsy mitandrina ny didy aman-dalàko izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa kosa raha miala amiko ianareo sy ny taranakareo, ka tsy mitandrina ny didy aman-dalàna izay napetrako teo anoloanareo fa mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehany hitsaoka azy,
Malagasy Bible 1865
Fa raha miala amin'ny fanarahana Ahy kosa ianareo na ny zanakareo ka tsy mitandrina ny lalàko sy ny didiko, izay nataoko teo anoloanareo, fa mandeha manompo andriamanikafa sy miankohoka eo anatrehany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha miala amin’ny fanarahana Ahy kosa ianareo na ny zanakareo ka tsy mitandrina ny lalànako sy ny didiko izay nataoko teo anoloanareo ka mandeha manompo andriamanitra hafa sy miankohoka eo anatrehany,
malagasy