1 Kings 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hofongorako tsy ho amin’ny tany izay nomeko azy ny Israely; ary ity trano izay nohamasiniko ho an’ny anarako ity dia hovereziko tsy ho eo anatrehako; ary ho tonga oha-pitenenana sy faneso any amin’ny firenena rehetra ny Israely;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hofongorako eo amin’ny tany nomeko azy i Israely, hariako tsy ho eo imasoko intsony ny trano nohamasiniko ho an’ny Anarako, hanjary fandatsa sy ambentintenin’ny firenena rehetra i Israely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hongotako ianareo, ry Israelita, tsy ho amin’ny tany izay nomeko anareo; ary hariako lavitra Ahy ity tempoly izay natokako hanajana Ahy ity. Amin’izay ianareo Israelita dia ho tonga fandatsa sy fanaraby any amin’ny firenen-kafa rehetra.
Malagasy Bible 1865
dia hofongorako tsy ho amin'ny tany izay nomeko azy ny Isiraely; ary ity trano izay nohamasiniko ho an'ny anarako ity dia hofongorako tsy ho eo imasoko; ary ny Isiraely ho tonga ohabolana sy ambentinteny any amin'ny firenena rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hofongorako tsy ho amin’ny tany izay nomeko azy ny Israely; ary ity trano izay nohamasiniko ho an’ny anarako ity dia hovereziko tsy ho eo anatrehako; ary ho tonga oha-pitenenana sy faneso any amin’ny firenena rehetra ny Israely;
malagasy