1 Peter 1:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Petera, Apostolin’i Jesosy Kristy, no mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Azia sy Bitinia, dia olom-boafidy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Piera, Apôstôlin’i Jesoa Kristy, mamangy ny mpivahiny izay miely any Pônto, Galata, Kapadosy, Azia ary Bitinia, dia ny olom-boafidy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy amiko Petera ity taratasy ity, dia izaho apôstôlin’i Jesoa Kristy. Mamangy anareo olom-boafidin’Andriamanitra aho, dia ianareo mpivahiny miely patrana any amin’ny faritany Pônto, Galatia, Kapadôsia, Azia sy Bitinia.
Malagasy Bible 1865
Petera, Apostolin'i Jesosy Kristy, mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia sy Bitynia, dia olom-boafidy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Petera, Apostolin’i Jesosy Kristy*, no mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Azia sy Bitinia, dia olom-boafidy
malagasy
[Fiarahabana, sy filazana ny amin'ny fahatsaran'ny fanavotana] Petera, Apostolin'i Jesosy Kristy, mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia sy Bitynia, dia olom-boafidy