1 Peter 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny momba izany famonjena izany no nodinihin’ny mpaminany sy nokarohiny fatratra, dia ireo naminany ny fahasoavana ho anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany famonjena izany no zavatra nokatsahiny sy nokarohin’ny mpaminany izay naminany ny fahasoavana voatendry ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’izany famonjena izany dia nanaovan’ireo mpaminany famotopotorana sy fikarohana fatratra, satria ireo no efa nilaza mialoha ny fahasoavana voatendrin’Andriamanitra ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'izany famonjena izany dia notadiavin'ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny momba izany famonjena izany no nodinihin’ny mpaminany sy nokarohiny fatratra, dia ireo naminany ny fahasoavana ho anareo;
malagasy
Ny amin'izany famonjena izany dia notadiavin'ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo;