1 Peter 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, nokarohiny ny momba izay andro na izay toetry ny andro notondroin’ny Fanahin’i Kristy tao anatiny raha nambarany mialoha ny fijalian’i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohadihadian’izy ireo izay andro sy toe-javatra nambaran’ny Fanahin’i Kristy izay tao anatiny, ka nampahafantatra azy rahateo ny fijaliana hanjò an’i Kristy sy ny voninahitra hanaraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nokarohin’ny mpaminany tokoa izay vaninandro sy toe-javatra notondroin’ny Fanahin’i Kristy; fa tao anatin’izy ireo ny Fanahin’i Kristy ka nanambara mialoha ny fijaliana hanjo an’i Kristy sy ny voninahitra hanaraka izany.
Malagasy Bible 1865
eny, nokatsahiny izay andro na izay toetry ny andro notondroin'ny Fanahin'i Kristy ao anatiny, raha nambarany rahateo ny fijalian'i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, nokarohiny ny momba izay andro na izay toetry ny andro notondroin’ny Fanahin’i Kristy* tao anatiny raha nambarany mialoha ny fijalian’i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany.
malagasy
eny, nokatsahiny izay andro na izay toetry ny andro notondroin'ny Fanahin'i Kristy ao anatiny, raha nambarany rahateo ny fijalian'i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany.