1 Peter 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria voasoratra hoe: «Ho masina ianareo, satria masina Aho» (Lev 11.44).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny voasoratra hoe: Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Aoka ho masina ianareo satria masina Aho.»
Malagasy Bible 1865
satria voasoratra hoe: "Ho masina ianareo, satria masina Aho" (Lev. 11.44).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria voasoratra hoe: «Ho masina ianareo, satria masina Aho» (Lev 11.44).
malagasy
satria voasoratra hoe: "Ho masina ianareo, satria masina Aho" (Lev. 11.44).