1 Peter 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatrareo fa tsy tamin’ny zavatra mety ho simba, na volafotsy na volamena no nanavotana anareo tamin’ny fitondrantena adala izay nolovanareo tamin’ny razanareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria fantatrareo fa ny nanavotana anareo, ho afaka tamin’ny fitondran-tena adala nentim-paharazana, dia tsy zavatra mety simba toy ny volamena na ny volafotsy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo fa ny nanavotana anareo, ho afaka tamin’ny fitondrantena tsy mahasoa nentim-paharazana, dia tsy zavatra mety simba tahaka ny volafotsy na ny volamena;
Malagasy Bible 1865
fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondran-tena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatrareo fa tsy tamin’ny zavatra mety ho simba, na volafotsy na volamena no nanavotana anareo tamin’ny fitondrantena adala izay nolovanareo tamin’ny razanareo,
malagasy
fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondran-tena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana,