1 Peter 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no efa fantatra mialoha, talohan’ny nanorenana an’izao tontolo izao, fa naseho kosa amin’izao andro farany izao noho ny aminareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ilay talohan’ny nahariana an’izao tontolo izao, no efa voatendry, fa tamin’izao andro farany izao, no vao naseho, noho ny aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kristy dia efa voatendrin’Andriamanitra rahateo talohan’ny nahariana izao tontolo izao, saingy tamin’izao andro farany izao vao naseho noho ny aminareo;
Malagasy Bible 1865
Izay fantatra rahateo, fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao tontolo izao, fa efa naseho tamin'izao andro farany izao noho ny aminareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no efa fantatra mialoha, talohan’ny nanorenana an’izao tontolo izao, fa naseho kosa amin’izao andro farany izao noho ny aminareo
malagasy
Izay fantatra rahateo, fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao tontolo izao, fa efa naseho tamin'izao andro farany izao noho ny aminareo