1 Peter 1:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mino an’Andriamanitra amin’ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin’ny maty ka nanome voninahitra Azy, mba hiorenan’ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny alalany no nahazoanareo finoana an’Andriamanitra, Izay nanangana Azy avy any amin’ny maty, sy nanome voninahitra Azy, ka zary fanantenana an’Andriamanitra koa ny finoanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mahatonga anareo hino an’Andriamanitra, Ilay nanangana Azy ho velona avy any amin’ny maty sy nanome voninahitra Azy, mba hifantohan’ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay mino an'Andriamanitra amin'ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin'ny maty ka nanome voninahitra Azy,- mba hiorenan'ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mino an’Andriamanitra amin’ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin’ny maty ka nanome voninahitra Azy, mba hiorenan’ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin’Andriamanitra.
malagasy
Izay mino an'Andriamanitra amin'ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin'ny maty ka nanome voninahitra Azy,- mba hiorenan'ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin'Andriamanitra.