1 Peter 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny tenin’ny Tompo no maharitra mandrakizay» (Isa 40.6-8). Izany no tenin’ny Filazantsara izay notorina taminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny tenin’Andriamanitra kosa dia maharitra mandrakizay. Ary izany no tenin’ny Evanjely izay notorina taminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny tenin’ny Tompo no maharitra mandrakizay.» Ary izany teny izany dia ny Vaovao Mahafaly notorîna taminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tenin'ny Tompo maharitra mandrakizay" (Isa. 40.6 - 8). Ary izany no tenin'ny filazantsara izay notorina taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny tenin’ny Tompo no maharitra mandrakizay» (Isa 40.6-8). Izany no tenin’ny Filazantsara izay notorina taminareo.
malagasy
Fa ny tenin'ny Tompo maharitra mandrakizay" (Isa. 40.6 - 8). Ary izany no tenin'ny filazantsara izay notorina taminareo.