1 Peter 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady mandray ny anton’ny finoanareo ianareo, dia ny famonjena ny fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady matoky ianareo fa hahazo ny antenain’ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria azonareo ilay zava-kendren’ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahinareo.
Malagasy Bible 1865
mandray ny anton'ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady mandray ny anton’ny finoanareo ianareo, dia ny famonjena ny fanahy.
malagasy
mandray ny anton'ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy.