1 Peter 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin’ny olona, na ny mpanjaka satria ambony izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa, noho ny Tompo, dia maneke ny lehibe rehetra voatendrin’ny olona: na ny mpanjaka, satria ambony izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny Tompo dia maneke ny fahefana rehetra misy eo amin’ny olombelona: na ny filoham-pirenena izany, satria mpitondra faratampony izy;
Malagasy Bible 1865
Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin'ny olona, na ny mpanjaka, satria ambony izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin’ny olona, na ny mpanjaka satria ambony izy,
malagasy
Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin'ny olona, na ny mpanjaka, satria ambony izy,