1 Peter 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na ny mpanapaka satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na ny mpifehy, satria nirahiny hamay ny manao ratsy, sy hidera ny manao soa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ireo mpifehy izany, satria nirahin’ny filoham-pirenena izy mba hanasazy ny mpanao asa ratsy ary mba hidera ny mpanao asa soa.
Malagasy Bible 1865
na ny mpanapaka, satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na ny mpanapaka satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara.
malagasy
na ny mpanapaka, satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara.