1 Peter 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa toy izany no sitrapon’Andriamanitra ka hampanginanareo amin’ny fanaovan-tsoa ny tsy fahalalan’ny olona adala;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izany no sitrapon’Andriamanitra, mba hanampenanareo ny vavan’ny adala sy tsy mahalala anareo, amin’ny asa soa ataonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no sitrapon’Andriamanitra: ny hanampenanareo vava ny olona adala sy tsy mahalala amin’ny asa soa ataonareo.
Malagasy Bible 1865
Fa toy izany no sitrapon'Andriamanitra, hampanginanareo ny tsi-fahalalan'ny olona adala amin'ny fanaovan-tsoa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa toy izany no sitrapon’Andriamanitra ka hampanginanareo amin’ny fanaovan-tsoa ny tsy fahalalan’ny olona adala;
malagasy
Fa toy izany no sitrapon'Andriamanitra, hampanginanareo ny tsi-fahalalan'ny olona adala amin'ny fanaovan-tsoa;