1 Peter 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manajà ny olona rehetra, tiava ny rahalahy, matahora an’Andriamanitra, manajà ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hajao ny olona rehetra, tiavo ny havana iray finoana, matahora an’Andriamanitra, ary omeo voninahitra ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hajao ny olona rehetra, tiavo ireo havana iray finoana; matahora an’Andriamanitra, manajà ny filoham-pirenena.
Malagasy Bible 1865
Manajà ny olona rehetra. Tiava ny rahalahy. Matahora an'Andriamanitra. Manajà ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manajà ny olona rehetra, tiava ny rahalahy, matahora an’Andriamanitra, manajà ny mpanjaka.
malagasy
Manajà ny olona rehetra. Tiava ny rahalahy. Matahora an'Andriamanitra. Manajà ny mpanjaka.