1 Peter 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fahasoavana ny fitondrana alahelo sy fandeferana amin’ny tsy rariny noho ny fieritreretana ny amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa zavatra ankasitrahin’Andriamanitra ny fiaretan’ny olona ny fampahoriana afitsoka azy tsy an-drariny noho ny fitiavana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izao no ankasitrahin’Andriamanitra: ny miaritra fampahoriana mihatra tsy an-drariny, noho ny fieritreretanao an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no ankasitrahana: raha misy olona mitondra alahelo ka mandefitra ny tsy marina noho ny fieritreretana ny amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fahasoavana ny fitondrana alahelo sy fandeferana amin’ny tsy rariny noho ny fieritreretana ny amin’Andriamanitra.
malagasy
Fa izao no ankasitrahana: raha misy olona mitondra alahelo ka mandefitra ny tsy marina noho ny fieritreretana ny amin'Andriamanitra.