1 Peter 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho amin’izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo mba hanarahanareo ny diany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady izany koa no niantsoana anareo, satria i Kristy nijaly ho anareo koa, ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izany no niantsoan’Andriamanitra anareo; fa i Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo, ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany:
Malagasy Bible 1865
Fa ho amin'izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho amin’izany no niantsoana anareo; fa Kristy* aza nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo mba hanarahanareo ny diany;
malagasy
Fa ho amin'izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany;