1 Peter 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Izay tsy nanota akory sady tsy nisy fitaka teo am-bavany» (Isa 53.9);
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia Izy, Ilay tsy nanota akory, na mba niloa-bava hilaza fitaka velively;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Kristy tsy nanota akory sady tsy mba niloa-bava hilaza fitaka;
Malagasy Bible 1865
"Izay tsy nanota akory, sady tsy nisy fitaka teo am-bavany" (Isa. 53.9);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Izay tsy nanota akory sady tsy nisy fitaka teo am-bavany» (Isa 53.9);
malagasy
"Izay tsy nanota akory, sady tsy nisy fitaka teo am-bavany" (Isa. 53.9);