1 Peter 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha efa nanandrana ianareo fa tsara ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa nandramanareo fa mamy ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha tàhiny efa nandramanareo tokoa fa tsara fo ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
raha tàhiny "nanandrana ianareo fa tsara ny Tompo;"
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha efa nanandrana ianareo fa tsara ny Tompo.
malagasy
raha tàhiny "nanandrana ianareo fa tsara ny Tompo;"