1 Peter 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no hatoninareo toy ny vato velona, nolavin’ny olona, nefa voafidy sady sarobidy eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manatòna Azy, izay vato velona nolavin’ny olona ihany tokoa, nefa voafidy sy sarobidy eo anatrehan’Andriamanitra kosa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manatòna ny Tompo ianareo, fa Izy no vato velona nolavin’ny olona, kanefa voafidy sady sarobidy eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay hatoninareo toy ny vato velona, "nolavin'ny olona, fa voafidin'Andriamanitra sady soa,"
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no hatoninareo toy ny vato velona, nolavin’ny olona, nefa voafidy sady sarobidy eo anatrehan’Andriamanitra.
malagasy
Izay hatoninareo toy ny vato velona, "nolavin'ny olona, fa voafidin'Andriamanitra sady soa,"